|
|
|
|

Teny iditra1  maty an-tsalaka
Singan-teny  2  maty, salaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho [1.1]
Tovy hevitra  5  maty an-tsikinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20